|
|
|
|

Teny iditra1  rizatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 adiady sy fifamaliana mitohitohy; teny an-katezerana tsisy farany sady feno hasosorana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Tovy hevitra  12 rizadrizatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19