|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 roa fototra |
| Singan-teny | 2 roa, 3 fototra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo; roa fototra: atody enina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 se dit des oeufs comptés trois par trois: six oeufs
[1.3] |
| Mpanahaka | 7 efapototra, 8 irayfototra, 9 telofototra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|