|
|
|
|

Teny iditra1  roanjato
Singan-teny  2 roa, 3 zato
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 two hundred [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 deux cent [3.1]
Isam-pirenena  7 200
8 CC [3.1]
Ohatra  9  Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [2.471]
10  Nojereko izany ka hay vola roanjato naforiporitra. [2.4]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny isa
Lahatsoratra  13 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12