|
|
|
|

Teny iditra1  roapolo
Singan-teny  2 roa, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  5 twenty [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 vingt [3.1]
Isam-pirenena  7 20 ~ XX [3.1]
Ohatra  8  Tsy adinoina indrindra ny siramamy takelany roapolo efa nekena. [2.470]
9  roapolo metatra ireo saha ireo. [2.472]
Voambolana  10  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  11  Ny isa
Lahatsoratra  12 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12