|
|
|
|

Teny iditra1  roatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vorivory fotsy miforona eo ambonin' ny rano; tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin' ny rano midona mafy amin-javatra ka miverina mifanena, na avy amin' ny rano misy savony, na avy amin' ny vary andrahoina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 foam, froth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 écume, débordement [1.8]
6 (général). Ecume que font certains fruits ou légumes quand on les faits cuire. Par exemple :
  • roa-bary : écume du riz.
  • Roa-kazo : écume que font les bois verts quand on les met au feu.
  • Roa-tsaramaso : écume des haricots, etc.
On dit aussi mandroatra : produire de l'écume (la forme active, miroatra, désigne par contre les éruptions cutanées, comme l'urticaire, les boutons qui apparaissent simultanément et qu'on compare à une écume de la peau). [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  22  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  23 manala roatra
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  25 raotra, 26 ratrao, roatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09