|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 robe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 rova
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (2/2) | 4 robe
![]() |
| Sokajin-teny | 5 anarana (vavy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 zipo, akanjo rebareba
7 volom-biby 8 hodi-boan-javatra [1.9] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 akanjom-behivavy tsoa-tokana
10 akanjoben' ny mpitsara sy ny mpisolo vava 11 asa aman'draharahan' ny mpitsara 12 fono, hoditra: robe d'un oignon (hodi-tongolo) 13 lokon'ny volon-tsoavaly: un cheval de robe pie (soavaly mivolo mainty sy fotsy na fotsy sy menapiny).ravim-paraky fonon-tsigarabe [1.66] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|