|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rodo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy fampiasa afa-tsy amin' ilay teny hoe Rodobe: Fiarahan' ny maro manao zavatra iray:
4 Tsy ifandrenesana azon' ny manao rodobe ianareo rehefa mamaly [1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 5 rodobe |
| Teny iditra (2/2) | 6 Rodo |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 Rhodes
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Rhodes
[2.996] |
| Voambolana | 10 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 11 Toko sy andininy momba Rodo |
| Fivaditsoratra | 12 doro, rodo, Rodo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|