|
|
|
|

Teny iditra1  roibe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazana roy misy voninkazo mitapelaka, ary ny hodiny anaovan' ny ankizy antsamotady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (de roy : plante épineuse. , et be : grand). Nom cité par Malzac. Hibiscus diversifolius Jacq. ; Surtout ses variétés : Hibiscus diversifolius var. partitus Hochr. (Malvaceae). La tige présente des aiguillons plus ou moins nombreux et plus ou moins acérés, d'où le nom malgache. Écorce à fibres utilisée autrefois surtout pour faire des frondes (antsamotady). Les enfants s'en servent encore dans leurs jeux. Fleurs pectorales. Décoction des feuilles dans les bronchites. [Tsimihety, Sihanaka, Merina] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Mpanahaka  6  roibelahy, 7  roibevavy
Kamban-teny rehetra  8 roibevavy
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09