|
|
|
|

Teny iditra1  ro mangazafy
Singan-teny  2 ro, 3 mangazafy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina [1.1#834]
6 ro misy menaka misomidika [1.1#619]
Fanazavàna teny anglisy  [ro manga zafy] 7 a particular kind of gravy well cooked [1.2#521]
Fanazavàna teny frantsay  8 un bouillon épais, succulent, délicieux [1.3#538]
Ohatra  9  Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12