|
|
|
|

Teny iditra1  romotana
Fototeny  2 romotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Rambasana, rovitina amin' ny nify: Noromotan' ny alika ny pataloany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be bitten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 mordu par un chien [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 mañatoro, 12 manorota, 13 manotora, 14 mantaoro, 15 maonotra, romotana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17