|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rongo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Izay rehetra atao amin' ny sisin-damba, eo amin' ny lohany roa, toy ny kofehy, vakana, sns...
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 18 rongo vakam-potsy |
| Teny iditra (2/3) | 19 rongo |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 randrana (volo)
[Tanala]
[1.78] |
| Voambolana | 22 Fandram-bolo |
| Teny iditra (3/3) | 23 rongo |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 (sens général : fibres textiles) Ce serait aussi un arbre, d'après Dandouau (probablement une Moracée à écorce textile)
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|