|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ronono |
| Singan-teny | 2 ro, 3 nono |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsiranorano fotsifotsy amin' ny nonon' olona na ny tohatr' omby ka iveloman' ny zaza sy ny zanak' omby
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [ro, sauce.] milk
[1.2] 7 milk [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 lait
[1.8] |
| Ohatra |
9 Mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany.
[2.470]
10 Aiza moa izay hividianana ronono hanampy ny sakafony! [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Toe-karena: hanina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: ronono ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|