|
|
|
|

Entry1  rononomandry
Elementary words  2  ro, 3  nono, 4  mandry
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty [1.1]
Explanations in English  7  butter. Lit. milk lying down. [1.2]
Explanations in French  8  lait concentré [1.13]
Examples  9  Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry. [2.996#]
10  Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina. [1.437#]
Vocabulary  11  Economy: food
Article  12  Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/10/11