|
|
|
|

Teny iditra1  roranga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tanety rakotra bozaka [Betsimisaraka] [1.1]
4 velaran-tany misy vilona sy hazo madinika mahalana firaofan'ny biby [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 savane arborée [1.13]
Voambolana  6  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  7 Androrangavola
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17