| Entry | 1 roritina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 roritra |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Sintonina, tarihina, sarihana: Aza roritinao mafy toy izao ny sandriko Henjanina: Nororitiny ny lamboridin-tsoavaly dia nijanona tampoka ilay biby Halavaina, itarina, taritina ho lava: Nororitiny ny filazan-javatra ka nanjary nahasosotra Vivitina: Rorito ny sofin' io zaza io fa mandainga |
| Explanations in English |
11 [1.7] to be pulled from opposite directions; to be stretched out like rubber |
| Explanations in French |
12 [1.8] qu'on tiraille; qu'on tend en tiraillant |
| Examples |
13 [2.472] matoa miteny izy, misy antony hatrany, saingy roritiny sy itariny izany fitenenana izany, ary tsy hadinony mihitsy ny mampahatsiahy anay ny toerana misy anay eo amin' ny fiaraha-monina. |
| Proverbs | 14 Proverbs containing the word roritina |
| Anagrams | 15 iroritan, nairitro, nairotry, naoritry, nioritra, niriotra, nirorita, notriari, roritina |
| Updated on 2025/08/10 |
|