|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rosarosa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Anisan' ny randrana fihaingoana fatratra nahameva ny tovovavy fahizay: randramadinika milahadahatra manodidina izy io ka mivona ny tendrony. (Ny miaramilan-dRadama I koa, hono, nanao rosarosa ka io no nahatonga ny fitenenana hoe "fony nanao rosarosa", mba hilazana hoe "fony nanao volo lava ny miaramila")
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 5 Fandram-bolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|