|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 rosia |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Taratasy fanamarinana ny nandraisana vola tamin' olona; tapakila
[1.1] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: varotra |
| Teny iditra (2/2) | 5 Rosia |
| Sokajin-teny | 6 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 Russia
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Russie
[3.1] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 10 rosianina |
| Fivaditsoratra | 11 arosy, 12 raiso, Rosia, rosia, 13 sario, 14 saroy, 15 Siora, 16 sirao, 17 siroà, 18 soria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|