|
|
|
|

Teny iditra1  rototra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mafana fo vonona hanao zavatra, mazoto, marisika: Rototra amin' ny fianaran' ny zanany kokoa Rasoa noho Rakoto
4 Maika, dodona: Heverinao ve fa rototra akory izy nahita ny setroka nidonaka eran' ny trano? [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  7 rotitra
Kamban-teny rehetra  8 tsy rototra

Fivaditsoratra  9 atrotro, 10 otrotra, rototra, 11 torotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09