Entry | 1 rova |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fonenan'ny mpanjaka [Taisaka]
[1.78] 4 Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1] 5 [rôva] fefy, bako [Bezanozano] [1.78] 6 tranom-borona (akoho, gisa) [Sihanaka] [1.78] 7 trano fitsarana [Tanosy] [1.78] |
Explanations in English |
8 a palisade; a fortified place [1.7] |
Explanations in French |
9 palissade, fortin, château-fort, palais [1.8] 10 (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196] |
Derivatives |
|
All compound words | 27 7 combinations of this word |
Vocabulary | 28 Geography: monuments |
Proverbs | 29 Proverbs containing that word |
Illustrations |
|
Anagrams | 30 ravo, 31 rova, 32 varo |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |