|
|
|
|

Teny iditra1  Rtoa
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny)
Fanazavàna teny malagasy  3 fanafohezan' ny hoe Ramatoa [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 "Mrs." (Missus) , "Ms." (Miss) : abbreviation of Ramatoa [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 "Mme." (Madame), "Mlle." (Mademoiselle) : abréviation de Ramatoa [3.1]
Ohatra  6  Andriamanga sy rtoa Razanajay sy havana ray aman-dreny avy tany Antananarivo. [2.356]
7  Ravelojaona niaraka tamin-dRtoa Raharinoro vadiny ary niantrano sy nisakafo antoandro tao aminay. [2.356#126]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Voambolana  9  Teny fanajana
Tohi-kevitra  10 atoa, atoa

Fivaditsoratra  11 otra, 12 Rota, rota, Rtoa, 13 taro, 14 tora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26