|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 ry |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kianteny kely:
4 a) atao eo alohan' ny anaran' olona antsoina: 5 Ry Koto a! ento aty ny solomasoko 6 b) atao eo alohan' ny anaran' olona itenenana am-pitiavana: 7 Ry havana, aoka isika hifankatia fa ny maty aza, hono, te ho maro; 8 d) atao eo alohan' ny anaran' olona angatahan-javatra amim-pitalahoana: 9 Ry Tompo ô, mamindrà fo aminay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 used in adressing a person or persons, as:
11 ry hàvana malala, dear friends [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 vocative; ex. : ry havana malàla, chers amis
[1.8] |
| Ohatra |
13 Eny, ry Neny;
[2.470]
14 - Ho olona toa inona re no ho tompon' ny fonao, ry Lala? [2.471] |
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 16 ry |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Izay ampiasaina raha olona maro no tondroina: Efa tonga ve ry Rakoto mianakavy? ~ Tsy fantatro ny nalehan-dry zalahy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 sign of the plural, as : Tonga ry Rakoto, Rakoto and his companions have come
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 part. signe du pluriel; ex. : Tònga ry Rakòto, Rakoto et ses compagnons sont venus
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/4) | 22 ry |
| Sokajin-teny | 23 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 jereo ray
[1.1] |
| Teny iditra (4/4) | 25 ry |
| Sokajin-teny | 26 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 izy
[Taisaka]
[1.78] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
28 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|