Entry | 1 sabodika |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Fanakorontanana, fikorontanana; fanodinkodinana amin' ny teny na amin' ny fanaovan-javatra mba hampifamadika sy hampifandiso amin' izay tena izy sy marina; fifandisoana sy fifangaroan' ny teny sy ny zavatra atao |
Anagrams | 8 asabodik, sabodika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |