|
|
|
|

Teny iditra1  sadaika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Misalasala sy mihazohazo eo am-panaovan-javatra na eo am-pitenenana, sanganehana: Sadaika aho ity fa handroso, maty raibe, hihemotra maty renibe
4 Tsy mahita izay hatao, misalasala noho ny henatra na tahotra: Sadaika aho hiteny eo imason' ireo olona betsaka ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 perplexe, embarrassé dans le choix, hésitant entre deux choses [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  7 sadaikatra

Fivaditsoratra  8 asadika, sadaika, 9 sadiaka, 10 saka dia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19