|
|
|
|

Teny iditra1  sadasada manana endrika
Singan-teny  2 sadasada, 3 manana, 4 endrika
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza zavatra tsy dia manahoana nefa mba misy maha-tsaratsara kely azy ihany; matetika io fombam-pitenenana io dia lazaina aorian' ny hoe vangavanga manan-tsoratra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12