|
|
|
|

Teny iditra1  sady mijery ny ankazony no mandinika ny andalandrambony
Singan-teny  2 sady, 3 no, 4 mijery, 5 ankazo, 6 mandinika, 7 andalandrambony
Sokajin-teny  8  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  9 be asa sy be herehina ka sady manao an' itỳ no mamonjy manao an' iroa
10 Sady mifofotra no mively vy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11