|
|
|
|

Teny iditra1  safelehina
Fototeny  2 safelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 iolahana, iolehana, alaina amin' ny fanodidinana: Nosafelehin' ny fahavolo ny tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be met or obstructed by one running in an oblique direction. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10 felehina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17