|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 safidy |
| Fototeny | 2 fidy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
5 Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 choice.
[1.2] 7 freedom of choice [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 liberté de choix
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|