|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 safiny |
| Sokajin-teny | 2 anarana safy sy mpisolo |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanampiny, famenony (akanjo).
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 safy |
| Teny iditra (2/3) | 5 safiny |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsirin-teny tsy misy asany sy heviny ao amin'ny teny iray
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 voyelle d'appui
[1.13] |
| Voambolana | 9 Haiteny |
| Teny iditra (3/3) | 10 sàfiny |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 empiècement
[1.13] |
| Voambolana | 13 Haitao |
| Fivaditsoratra | 14 fanisy, 15 fasiny, 16 fisiña, safiny, sàfiny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|