|
|
|
|

Teny iditra1  safoaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hatezerana lehibe noho ny hasosorana tafahoatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 angry speech; the act of rising up in anger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 furie [1.3, 1.8]
6 colère impétueuse, courroux [1.3]
7 accès de colère [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  18  Ontam-po

Fivaditsoratra  19 asakafo, safoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19