|
|
|
|

Teny iditra1  safo-drorohany
Singan-teny  2 safotra, 3 roroha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny jabora mandrakotra ny rorohan' omby [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 la graisse qui enveloppe la panse des animaux [1.3]
Ohatra  7  Alaovy avokoa ny sabora safodrorohany, ny saron' atiny, ny voany roa mbamin' ny fonom-boany, ka indray dory hanetona eo ambony otely. [2.996#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12