|
|
|
|

Teny iditra1  saforana
Fototeny  2 safotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Totorana: Nosaforan' ny rano ny tanimbary etsy atsimo
5 Hosorana zavatra, lalorana
6 Rakofana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be flooded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 inondé [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12