|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Sahabe
Singan-teny  2 saha, 3 be
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Sahabe
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8 rivière de la région sud de la sous-préfecture d'Ambatondrazaka ...
9 Elle reçoit sur sa rive droite,
10 l'Ilakana
11 et la Sasomanangana;
12 sur la rive gauche,
13 la Bemarenina grossie de la Sahamena [1.11]
Ohatra  14  Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano sahabe. [2.472]
15  Roso, kely halalina maharitra, / Raha itsakana tsy tafakatra hafe, / Loharano ety maso, kely faritra, / No manome ny renirano Sahabe. [2.576]
Voambolana  16  Haitoetany: renirano, farihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20