|
|
|
|

Teny iditra1  sahafa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo mitapelaka lehibe, matetika boribory, fanofana vary (misy koa vy na ravina natao hanofana vary ka notondroina mazava tsara hoe: sahafa vy, sahafa harona). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a tray for winnowing rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 van, plateau concave servant à vanner le riz [1.3]
6 vannage du riz [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09