|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sahatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazandrazan' ody mahery famosaviana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 espèce de sortilège ou magie
[1.3#558] 5 D'après Malzac « espèce de sortilège ou magie ». [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 6 Finoana |
| Kamban-teny rehetra | 7 ala tsahatra |
| Teny iditra (2/2) | 8 sahatra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Mitovy amin' ny fampanonona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 Comme fampanonona
[1.3#558] |
| Fivaditsoratra | 12 hatsara, sahatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|