|
|
|
|

Teny iditra1  sahiranina
Fototeny  2 sahirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena raharaha, ahiahy: Aza fady fa sahiraniko ianao
5 Sampontsamponana, sakantsakanana: Tsy sahiranin' inona na inona izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be annoyed, to be troubled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on embête, qu'on dérange [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17