|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saikatsaikatra |
| Fototeny | 2 saikatra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 hesitant, undecided
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qui hésite;
[1.8] |
| Ohatra |
7 Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay.
[2.472]
|
| Tovy hevitra | 8 saikatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|