|
|
|
|

Teny iditra1  saikirò
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [anglisy screw] Fantsika an-kodina misy rindrany; rindra [1.1]
4 rindram-by na rindran-kazo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 vis [1.13]
Voambolana  6  Haitao
Tsipelina hafa  7 saikorò
Kamban-teny rehetra  8 vadin-tsaikiro

Fivaditsoratra  saikirò, 9 sarikoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09