|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  saingona
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Matavy, mahazo nofo sy mandina
4 Enti-milaza olona manomboka hanan-karena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 dont le corps est en bon état, assez gras
6 qui commence à faire fortune [1.3#560]
Ohatra  7  saingona tsara koa ny omby roa mitarika ny sarety. [2.332]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)10  saingona
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12 karazan'ahitra fanao kitay [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 Herbe longue qui sert à couvrir le faîtage des maisons. Espèce d'Andropogon [1.3#560]
14 (comme adjectif, le même mot signifie, pour les animaux : en bon état, et pour les hommes : dont les affaires sont prospères). Graminée indéterminée résistante comme l'antsoro : Imperata cylindrica, mais de plus haute taille.
15 Malzac en fait un andropogon, sans préciser sur quelles bases.
16 On l'emploie notamment pour le faîtage des couvertures en chaume et aussi comme combustible dans les régions dépourvues de bois. [Merina] [1.196]
Ohatra  17  Ny saingona dia karazan' ahitra maranitra sy mandidy. [2.643]
Voambolana  18  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 angosiña, 22 asingano, 23 isongana, 24 ngaosina, saingona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17