|
|
|
|

Entry (1/2)1  sakaiza manody
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  sakaiza, manody
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona nitokiana izay manao ratsy ny tena any amin' ny takona; sakaiza nitokisana nefa namadika
Explanations in French  5  [1.196] faux ami, traître, homme perfide
Examples  6  [2.472] sakaiza manody ny Anglisy, hoy ny resany re tetsy sy teroa.
Proverbs  7  Proverbs containing the word sakaiza manody

Entry (2/2)8  sakaizamanody
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10  [1.196] Plante non déterminée employée dans les exorcismes, pour prévenir le tody.
Vocabulary  11  Botany
12  Beliefs

Anagrams  13  sakaizamanody, sakaiza manody

Updated on 2025/08/10