|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakamalao |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 anamalao
[Taisaka]
[1.78] 4 Zavamaniry masiaka mafanafana ny vodiny, latsadatsaka kely noho ny sakay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 ginger
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gingembre
[1.8, 1.13] 7 (de saka : produit de cueillette ; et malaho : qui a un goût piquant, brûlant). 8 Zingiber officinale Roscoe (Zingiberaceae), le gingembre, plante condimentaire bien connue, cultivée et souvent subspontanée. 9 En médecine populaire, on s'en sert comme apéritif, cordial, en cas de digestion difficile et dans les insuffisances hépatiques. 10 Voir aussi sakamalaokely. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
11 Ny entana naondrana dia ny vary, ny omby, ny sakamalao, ny fary, ny vy.
[2.508#]
12 Fadin' ny bevohoka ny homana sakamalao, fa maha-kamban-drantsana ny zaza, hono. [1.437#] 13 Mangahazo, ramirebaka, sakamalao sisa hita tamin' ny fivarotana tao an-tanàna [2.472] 14 Tantely sy sakamalao atanintanina afo sy ravinkazo tanehina no asolosolo izany indraindray [2.470] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tsipelina hafa | 16 sakamalaho |
| Tovy hevitra | 17 fakamalao, sakaitany, sakarivo, sakaviro |
| Mpanahaka | 18 sakaitany, 19 sakarivo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|