|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakambinina |
| Fototeny | 2 sakambina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Hodidinina ny sandrin-tanana avy any an-damosina ny valahan' ny olona iarahana
5 Arovana, tahina: 6 Sakambino izy amin' ny diany, Andriamanitra ô [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|