Entry (1/2) | 1 sakana |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. |
Explanations in English |
16 [1.7] something placed crosswise, a barrier |
Explanations in French |
17 [1.8] ce qu'on met de travers, barrière |
Examples |
18 [2.445#] Mametraka sakana maro ny finoana; 19 [1.437#] Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. 20 [1.369#] Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. |
Proverbs | 21 Proverbs containing the word sakana |
Entry (2/2) | 22 sakana |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Tanosy]
tataom-baravarana |
Anagrams | 25 akasan, ankasa, asakan, asanak, nakasa, nasaka, sakana, sanàka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |