|
|
|
|

Teny iditra1  sakanomby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilazana ny ombikely rehefa sahabo ho voatondro iray ny halavan' ny tandrony [Betsileo] [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  5 mamitolahy

Fivaditsoratra  6 sakambino, sakanomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12