Entry | 1 sakasaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 lohasaha [Taisaka, Bara, Tanosy]
[1.78] 4 sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa [Bara] [1.78] 5 renirano madinika, lakandrano [Mahafaly] [1.78] 6 dilana, hadilanana [Tanosy] [1.78] |
All compound words | 7 ala an-tsakasaka |
Anagrams | 8 kasakasa, 9 sakasaka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |