|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakeli-dalana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lalan-kely mivily amin' ny lalam-be, lalan-kely mamakivaky ny elakela-tsaha sy trano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a fork in the road, a crossroad
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 branchement de chemin, carrefour
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|