|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sakelik' anana |
| Singan-teny | 2 sakelika, 3 anana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 sampana madinika fa tsy tena ny vatany lehibe amin' ny anana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rejets poussant sur la tige de certains choux quand on a récolté la pomme et qui servent à reproduire la plante par bouturage (boutures dites à talon)
[1.196] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry 8 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|