|
|
|
|

Teny iditra1  sakoivy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. -- Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy) [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  5 sakivy
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02