|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 salazana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Andrin-tsambo: Mirona miaraka amin' ny sambo ny salazan-tsambo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a mast
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mât de navire
[1.3#565, 1.5] 6 mât [1.8] |
| Ohatra |
7 sedera nalaina tany Libàna, no nataony salazana ho anao.
[2.996#33.027.005]
|
| Voambolana | 8 Fifamoivoizan-tsambo |
| Tovy hevitra | 9 salaza |
| Kamban-teny rehetra | 10 tsipy antsalazana |
| Teny iditra (2/2) | 11 salazana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Soitrafo na havitra fitonoan-kena
14 Talantalana eo ambony fatana: Atao eo ambony salazana ny kitay mba ho maina rehefa fahavaratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a gridiron for roasting food
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 espèce de grande fourchette en fer, à laquelle on fixe la viande que l’on fait rôtir; gril;
17 grillage en bois installé au-dessus du feu, afin d’y faire sécher le riz, les bûches durant la saison humide [1.3#565] 18 grille pour rôtir [1.8] 19 grande fourchette pour faire rôtir la viande [1.5] |
| Ohatra |
20 Apetraka eo ambony salazana avy eo.
[2.117#77]
21 Ny efitra voalohany, ao atsimo, no nisy ny fatana fahandroan-kanina izay notataovana salazana. [2.472#8] 22 Eo akaikin' ny salazana, amin' ny rindrina, no nanantonana ny lambanana velarina isaky ny hisakafo. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 37 Toe-karena: hanina |
| Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|