|
|
|
|
Teny iditra
1
salobonina
Fototeny
2
salobona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Saronana ao anaty lamba:
Inona izao saloboninao izao ?
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
salobonina
, saloboniko, saloboninao, saloboniny, salobonintsika, saloboninay, saloboninareo, salobonin', salobonin-, salobonim-, saloboni-
6
Ny lasa :
nosalobonina, nosaloboniko, nosaloboninao, nosaloboniny, nosalobonintsika, nosaloboninay, nosaloboninareo, nosalobonin', nosalobonin-, nosalobonim-, nosaloboni-
7
Ny hoavy :
hosalobonina, hosaloboniko, hosaloboninao, hosaloboniny, hosalobonintsika, hosaloboninay, hosaloboninareo, hosalobonin', hosalobonin-, hosalobonim-, hosaloboni-
8
Filaza mandidy :
salobony
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12