|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 samaka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tataka ka misaraka roa: Samaka ilay hazo nifandroritan' ny ankizy.
[1.1] 4 velatra mirantsana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 disjoint, séparé, comme les branches d'un arbre, détaché, écarté, fendu en deux, qui bâille, qui fait fourche
[1.3] 6 palmé [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 23 samaka |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 écart
[1.13] |
| Tovy hevitra | 26 fihatahana |
| Fivaditsoratra | 27 makasa, 28 masaka, samaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|